| Entry | soritana (soritra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay [1.1] | |||||||||
| To be carved or engraved [1.7] | |||||||||
| Qu'on trace, grave, sculpte [1.8] | |||||||||
| Examples | Soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany.
[2.48] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|