|
|
|
|

Entry sora-
Part of speech morphological form of soratra
Examples 
1Tsy ampy iray volana akory aho dia nahavaky teny sy nahay sora-kaliana. [2.643]
2mpianatra mahadika ho sora-tanana mazava, hay vakina ary tsy misy diso. [2.117]

Entry sora
Part of speech noun
  [Taisaka] Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin' ny aretina mafy nahazo ny tena [1.1]

Entry sora
Part of speech noun
 Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka [1.1]
 Streaked tenrec ( Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus) [5.en.https://www.tenrec.org]
 Hémicentètes ( Hemicentetes semispinosus) [4.22]
 Tenrec zébré [5.fr.https://www.tenrec.org]
 Streifentanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
Vocabulary 
Scientific name Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus
Synonyms ambiko ~ tsora

Entry Sora
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Shur [2.996]
 Shur [2.996]
Vocabulary 

Updated on 2023/11/24