|
|
|
|

Entry somotaka
Part of speech adjective
 Mifotafota eo am-pihinanana; sahirana aoka izany amin' ny asa atao: Somotaka erỳ Rakoto amin' ny fikarakarana ny fanambadian-janany [1.1]
Derivatives 

Updated on 2009/02/23