|
|
|
|

Entry soloky
Part of speech noun
 Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko
Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. [1.1]
 Extortion, fraud [1.7]
 Chantage, fraude [1.8]
Examples Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany. [2.470]
Derivatives 

Updated on 2013/06/13