|
|
|
|

Entry sokona
Part of speech noun
 Hazo fisaka fantsihana amin' ny tavan' ny tafon-trano mba hiarovana azy, hatreny amin' ny tapenaka ka hatrety ambany [1.1]
Synonyms sokina

Updated on 2009/04/28