| Entry | sokirina (sokitra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Lavahana amin' ny fandraka: Nosokirina tamin' ny vato ny sarin' ilay nitolona ho an' ny tanindrazana Alatsaka, raiketina: Tokony hosokirinao ao am-ponao izany teny izany Alaina amin' ny zavatra marani-doha: Sokiro kely irý paiso irý ho an-janako Esorina, tsoahana: Sokiro ireto vomanga ireto Alana: Nosokiriny ny loto tao anaty sofin-janany Iangaviana fatratra: Nosokirina erý izy vao niteny [1.1] | |||||||||
| To be engraved, to be carved [1.7] | |||||||||
| Qu'on grave [1.8] | |||||||||
| Examples | Rahefa nosokiriko naharitra ela teo izy, dia vaky ihany nony farany:
[2.471] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|