| Entry |
sokajy
|
| Part of speech | noun
|
| | Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy [1.1]
|
| | A squad ; a division, a department [1.7]
|
| | Escouade de vingt-cinq soldats [1.3]
|
| | Escouade; division, département [1.8]
|
| | Classe, catégorie, section, groupe, ord [...] [full text in 1.5]
|
| Examples |
| 1 | Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny
[2.442]
|
| 2 | Niala ny sokajin-dRanary, dia niditra ny sokajy hafa
[2.270]
|
| 3 | Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany
[2.472]
|
|
| Derivatives |
| Origin | Explanations in English: squad.
|
|