|
|
|
|

Entry soga
Part of speech noun
 Karazan-damba vita amin' ny landihazo [1.1]
 Unbleached muslin fabric [1.7]
 Tissu de coton écru [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Tsy soga io Ragova a ! Tsy soga io, fa minoa ahy ianao. [2.472]
2Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470]

Updated on 2012/09/27