|
|
|
|

Entry sodoka
Part of speech adjective
 Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana: Sodokan' ny fampanantenan' ny namany izy ka tsy namototra firy [1.3]
 Induit en erreur, trompé par de fausses apparences, par de fausses suppositions, par de vaines espérances [1.1]
Examples Efa nandeha an-jamba aho satria tsy nisaina fa sodoka. [2.643]
Morphology 
Simple : sodoka, sodokan', sodokan-
Derivatives 

Updated on 2019/08/17