| Entry | sivanina (sivana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Alefa amin' ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto voa ireto Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao [1.1] | |||||||||
| To be sieved, as sand [1.7] | |||||||||
| Qu'on tamise [1.8] | |||||||||
| Examples | sivanina ho toy ny fidin' ny tsiririn-jinga ny fahazoan' ny Malagasy vola
[2.471] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|