| Entry | sisihana (sisika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | sisifana | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|