| Entry | sinola (sola) | ||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||
| Voasola, solaina, atao tonga sola, tsisy volo: nosinolan' ny ankizy ilay akoholahin' i zoky [1.1] | |||||||
| Rendu chauve, dont on a rasé la tête, auquel on a arraché les plumes, les poils sur la tête, dont on a enlevé le sommet [1.3] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | voasola | ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|