| Entry | silina (sily) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana betsaka fa sombiny kely foana:
Efa silinareo izaitsizy ity siramamy! Nahoana moa raha dia tsy omenareo mihitsy izahay ? Amidy na vidina lafo dia lafo [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|