| Entry |
silamo
|
| Part of speech | noun or adjective
|
| | Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mino an'Andriamanitra
tokana antsoiny hoe Allah, ary ny
foto-pampianarany dia ao anatin'ny boky iray
atao hoe Coran.
Ny silamo dia miely eran'i Afrika (indrindra amin'ny ilany
avaratra), any amin'ny tanin' ny Arabo, Tiorka, Irakianina, Iranianina...; tsy antokom-pivavahana fotsiny ihany ny
silamo, fa mbola fitsipika iompanan'ny lalàm-panorenan'ny fanjakana misy azy avy [1.1]
|
| | Olona anisan' ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin' i Mahometa [1.1]
|
| Vocabulary |
| Examples | Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady.
[2.470]
|
| Origin | Explanations in French: islam.
|
|