|
|
|
|

Entry silaka
Part of speech adjective
 Potika, sombina, vaky, tapaka
Triatra, na vaky: Silaka ny nifiko
Menatra: Silaka aho notenenin' ny lehibe teo imason' ny mpiara-miasa [1.1]

Entry silaka
Part of speech noun
 Hazo na vy asisika eo amin' ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan' ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato
Ny potiny na sombiny avy amin' ny zavatra novakina na vaky: Sila-mofo [1.1]
 Sombiny [1.13]
 A splinter, a small piece split off [1.7]
 éclat de bois, pierre qui s'écaille ou se sépare [1.8]
Examples 
1Samy mitana (mihazona) silaka voankena tsirairay ireo. [2.245]
2Izy ireo no tena foko feno fa ny sisa toa silaka foko ihany avokoa na ambiny aza. [2.606]
Derivatives 

Entry silaka
Part of speech noun
 Partie: Silaka tontolon'i X = E [n] (Partie de X = E [n]) [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/10/08