| Entry | sifotra | |
| Part of speech | noun | |
| Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | sifotra | |
| Part of speech | noun | |
| Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa | ||
| Karazam-biby tsy misy taolana [1.13] | ||
| Snail [1.7] | ||
| Escargot, limace [1.8] | ||
| Mollusque, escargot [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/10/02 |
|