|
|
|
|

Entry seza
Part of speech noun
 Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko [1.1]
 A chair [1.7]
 Chaise [1.8]
Examples 
1Nisy latabatra sy seza ary kesika vitsivitsy tao. [2.472]
2Hoy ilay Anglisy nipetraka tamin' ny seza teo aoloako. [2.471]
Origin Explanations in French: chaise.

Updated on 2023/09/16