|
|
|
|

Entry sesitany
Part of speech noun or adjective
Elementary words sesika, tany
 Fandroahana olona hifindra fonenana noho ny heloka vitany. Fandroahana honina any ivelan' ny tanindrazana: Natao sesitany taona maro ireo tia tanindrazana malagasy [1.1]
 Exiled [1.7]
 Expulsion, exil [1.3]
 Exilé [1.8]
Examples Misy ny nohelohina ho faty ary notifirina, misy ny natao sesitany, misy ny mbola migadra eo amin' ny fonjan' ny faritany ihany, misy ny afaka madiodio. [2.472]

Updated on 2023/10/02