| Entry | sesefana (sesika) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesefanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany / Sesefany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo Asiana, lerana: Sesefo ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | sesehana | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|