|
|
|
|

Entry sery
Part of speech noun
 Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [1.1]
 A cold in the head [1.7]
 Rhume [1.54]
 Rhume de cerveau [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437]
2Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4]

Entry sery
Part of speech noun
  [Taisaka] mpandihy [1.78]

Updated on 2023/09/14