| Entry | senoka | |
| Part of speech | adjective | |
| Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | senotsenoka | |
| Updated on 2009/04/27 |
|