| Entry | savana (sava) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana [1.1] | |||||||||
| To be cleared; to be closely inspected [1.7] | |||||||||
| Qu'on examine de près, qu'on éclaircit [1.8] | |||||||||
| Examples | Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|