| Entry | saronana (sarona) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan' ny be sy ny maro Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon' ny olona Hodidinina: Nosaronan' ny miaramila ny fahavalo ka tratra [1.1] | |||||||||
| To be covered [1.7] | |||||||||
| Qu'on couvre [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|