| Entry | sangongo | |
| Part of speech | noun | |
| [Bezanozano] Trafo amin'olona [1.78] | ||
| [Sihanaka] Trafo [1.78] | ||
| Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo Antontan-javatra Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana [1.1] | ||
| Réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis, essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs. [1.3] | ||
| Examples | Ny Sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy.
[2.245] | |
| Synonyms | tangongo ~ vangongo | |
| Updated on 2023/02/19 |
|