| Entry | sangina (sangy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Anaovana kivazivazy, lalaovina:
Nosangin' Ikoto ny zandriny dia nitomany Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin' Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin' ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|