| Entry | sampona | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [1.1] | ||
| A hindrance Hindered [1.7] | ||
| Empêchement Empêché [1.8] | ||
| Examples | Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona.
[2.324] | |
| Entry | sampona | |
| Part of speech | noun | |
| Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [1.1] | ||
| Malformed offspring [1.7] | ||
| Enfant mal formé, monstre [1.8] | ||
| Updated on 2023/05/27 |
|