|
|
|
|

Entry samonina
Part of speech noun
 Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana
Ny firimorimon' ny fihodinan' ny milina
Ny feo heno amin' ny fanidinan' ny tantely. [Vocabulary: ] [1.1]
Derivatives 

Updated on 2009/10/10