|
|
|
|

Entry salova
Part of speech noun
  [Taisaka] Lamba misarin-kitapo fitafim-behivavy [1.78]
  [Tanala] Fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [1.78]
Vocabulary 
Synonyms salovaña

Updated on 2009/02/23