| Entry |
salazana
|
| Part of speech | noun
|
| | Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [1.1]
|
| | A mast [1.7]
|
| | Mât de navire [1.3, 1.5]
|
| | Mât [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao.
[2.996]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
salazana
|
| Part of speech | noun
|
| | Soitrafo na havitra fitonoan-kena Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [1.1]
|
| | A gridiron for roasting food [1.7]
|
| | Espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril; Grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [1.3]
|
| | Grille pour rôtir [1.8]
|
| | Grande fourchette pour faire rôtir [...] [full text in 1.5]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Apetraka eo ambony salazana avy eo.
[2.117]
|
| 2 | Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana.
[2.472]
|
| 3 | Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo.
[2.472]
|
|
| Derivatives |
|