| Entry | sakany | |
| Part of speech | morphological form of sakana | |
| Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany Habe salasalany, antonintoniny [1.1] | ||
| The width [1.7] | ||
| Largeur [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano.
[2.470] | |
| Entry | sakany | |
| Part of speech | noun | |
| Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1] | ||
| [Betsileo] Vantotr' ombivavy afa-miteraka [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | vatony ~ andranarivavy | |
| Updated on 2025/11/22 |
|