| Entry | Sakalava | |
| Part of speech | name (ethnonym) | |
| Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary) [1.1] | ||
| Peuple habitant la côte ouest, nor [...] Sakalavan' i Menabe: les habitant [...] Sakalava avaratra: les Sakalava d [...] Sakalavan' i Boina: les habitants [...] Sakalava masikoro: les éle [...] Sakalava vezo: les pêcheurs [...] [full text in 1.5] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | Masikoro ~ Vezo | |
| Tables and plates | Dialectal words | |
| Updated on 2020/04/08 |
|