|
|
|
|

Entry sahona
Part of speech noun
 Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [1.1]
 A frog [1.7]
 Grenouille [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [2.69]
2Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558]
Morphology 
Simple : sahona, sahoko, sahonao, sahony, sahontsika, sahonay, sahonareo, sahon', sahon-, sahom-, saho-
Prefixed : -tsahona, -tsahoko, -tsahonao, -tsahony, -tsahontsika, -tsahonay, -tsahonareo, -tsahon', -tsahon-, -tsahom-, -tsaho-
Article 

Entry sahona
Part of speech noun
  [Sakalava] (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/24