| Entry | sahanina (sahana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara [1.1] | |||||||||
| To be faced up to [1.7] | |||||||||
| (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) [1.3] | |||||||||
| à quoi on fait face [1.8] | |||||||||
| Examples | Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2024/02/07 |
|