|
|
|
|

Entry sadaikatra
Part of speech adjective
 Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaikatra aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe
Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaikatra aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1]
 Perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3]
Derivatives 
Other spellings 

Updated on 2013/11/06