| Entry | rozatra | |
| Part of speech | Unspecified | |
| Roridroritra lava tsy misy fitsaharana (toy ny zazakely mandroridroritra ny nonon-dreniny); fanararaotana teny na hadisoana kely nataon' olona mba hitanarahana azy mandavan-taona, vazizotra [1.1] | ||
| Action de tirailler, comme un enfant tiraillant sans cesse le sein de sa mère Action de profiter d'une parole échappée ou d'une faute quelconque pour poursuivre sans cesse quelqu'un [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2011/10/15 |
|