|
|
|
|

Entry rotaka
Part of speech noun
 Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy
Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana [1.1]
Derivatives 
Synonyms kotaka ~ kotakotaka

Entry rotaka
Part of speech noun
 Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy [1.1]
 Gros ventre [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 
Synonyms rotarota
Other spellings 

Updated on 2015/01/15