| Entry | rodorodo (rodo) | |
| Part of speech | noun | |
| Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana. Hamaikana, hadodonana [1.1] | ||
| Examples | Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo.
[2.4] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2014/10/19 |
|