| Entry | robaina (roba) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanàna Entina, paohina, faohina: Norobain' ny jiolahy ny zavatra rehetra tao an-trano Afitsaka, baboina, hosena: Norobain' ny fanjakana ny fananany rehetra [1.1] | |||||||||
| To be taken by violence; to be robbed [1.7] | |||||||||
| Qu'on saisit par la force, qu'on pille [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|