| Entry | ritina (ritra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Alana ny rano ao aminy: Tokony horitina ity farihy ity fa tsy mahasalama Andrahoina amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Tsara ny hena ritina [1.1] | |||||||||
| To be dried up, to be cooked till all the water is gone [1.7] | |||||||||
| Qu'on dessèche ; qu'on fait cuire jusqu'à ce que le liquide soit evaporé [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|