|
|
|
|

Entry rikany
Part of speech noun rika and pronoun
 Hazo boribory atao ao ambanin' ny rambaramba rehefa mitaribato: Mikodia ny rikany, dia mizotra ny rambaramba ipetrahan' ny vata. [1.1]
Synonyms rika

Updated on 2009/10/22