| Entry | retsika | |
| Part of speech | noun | |
| Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro. [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | retsidretsika | |
| Updated on 2017/05/04 |
|