|
|
|
|

Entry renty
Part of speech noun
 Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra: Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray
Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny
Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty [1.1]
Derivatives 

Updated on 2009/02/23