| Entry | rendremana (rendrika) | |
| Part of speech | adjective | |
| Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra [1.1] | ||
| Almost asleep, heavy with sleep [1.7] | ||
| à moitié endormi, endormi [1.8] | ||
| Other spellings | rendrehana | |
| Updated on 2013/06/09 |
|