| Entry | ratra | |
| Part of speech | noun | |
| Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra [1.1] | ||
| A wound, an injury [1.7] | ||
| Blessure [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony.
[2.324] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2024/08/30 |
|