| Entry | raotina (raotra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Hanin' ny biby (ahitra, vilona): Noraotin' ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho Tapahina amin' ny antsy: Noraotin' ireo ankizy ireo ny vilona teto Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin' ny fandraotra ny volony talohan' ny hivoahany Tenenina, levilevena, kapohina mafy: Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga [1.1] | |||||||||
| See Raotra [1.2] | |||||||||
| To be carded; to be raked [1.7] | |||||||||
| Qu'on carde; qu'on ratisse [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|