| Entry | raofina (raoka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy [1.1] | |||||||||
| See Raoka [1.2] | |||||||||
| To be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass) [1.7] | |||||||||
| Qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque [1.8] | |||||||||
| Examples | Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody
[2.471] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|