|
|
|
|

Entry raobine
Part of speech noun
 Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray; tsiriry [1.1]
Synonyms tsiriry
Origin Explanations in French: robinet.

Updated on 2013/06/07