| Entry | rangolahy | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Elementary words | rango, lahy | ||||||
| Ilay vato fisaka amin' ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana: Tsy mba vero na mba rangolahy / no manafina an' io fasana io, / fa ny nofoko zary manahy / no mandrakotra omaly sy anio. (J.J.R.) Amin' ny fasana anirotra kosa, ilay vato fisaka atao rako-pasana [1.1] | |||||||
| The large stone which covers a grave and forms its roof [1.2] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Updated on 2023/04/24 |
|