|
|
|
|

Entry ramiary
Part of speech noun
 Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium) [1.1]
 Karazan-javamaniry fanamboarana fanafody [1.13]
 The thorn apple. Datura alba. Nees. [1.2]
 Datura stramonium [1.13]
 Voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p. 141 [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Datura alba, Datura stramonium

Updated on 2024/10/14