| Entry |
rajako
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin' ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin' ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan' ny olona [1.1]
|
| | See Jako [1.2]
|
| | A monkey (African) [1.7]
|
| | Singe [1.54]
|
| | Singe (africain) [1.8]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
| Article |
|
| Entry |
rajako
|
| Part of speech | noun
|
| | Perrier's sifaka, Perrier de la Bathie's sifaka, Perrier's simpona (Propithecus diadema perrieri) [2.233]
|
| | Propithèque de Perrier (Propithecus diadema perrieri) [2.233]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Propithecus diadema |
| Tables and plates |
|
|